From ec6d72e17ba060769c1ba5e2199634186deb5f37 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Tue, 22 Oct 2019 17:42:30 -0400 Subject: [PATCH] Tue Oct 22 2019 17:42:30 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 10/17.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/17.txt b/10/17.txt index cd90a0a..419ad61 100644 --- a/10/17.txt +++ b/10/17.txt @@ -1 +1 @@ -Ka ndreka nanomboka ny diany Izy, de nisy lilahy nihazakazaka de nandohalika tanatrehany, sady nagnotany hoe: "A mpampianatra tsara, ino ny tsy mentsy ataoko mba handovàko ny fiaignana mandrakizay?" Jesôsy nagnano hoe: "Nagnino na ataonao hoe tsara Aho? Tsisy tsara afa tsy Andriamanitra \ No newline at end of file +Ka ndreka nanomboka ny diany Izy, de nisy lilahy nihazakazaka de nandohalika tanatrehany, sady nagnotany hoe: "A mpampianatra tsara, ino ny tsy mentsy ataoko mba handovàko ny fiaignana mandrakizay?" Jesôsy nagnano hoe: "Nagnino na ataonao hoe tsara Aho? Tsisy tsara afa tsy Andriamanitra raika my. Fantanao ma ny didy hoe: 'Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mijoro vavolombelogna tsy marina, aza magnambaka, haja \ No newline at end of file