Wed Oct 16 2019 15:04:17 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
740eb54694
commit
d56694f80a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\c 2 \v 1 \v 2 Nierigna tao kapernaomy Izy afaka kelikely de regny f tandragno tao. Maro tegnany ny olona nitangorogna de lasa tsisy ipetrahana koa ndre tambarangaragna, de aveo Jesosy nizaka raha tamin'ny ary zareo. De nisy lilahy amro nagnatogna Anazy sady nitondra lilahy sembagna raika nitabain'ny ary zalahy. Ndreka tsy afaka ary zareo tratrin'ny olona maro lotra de nalain'ny ary zareo ny tafontrano tagnambon'ny Jesosy teo, de aveo nampidignn'ny ary zareo ne fandrena nandren'ny lilahy sembagna igny . Ndreka nahta ny finoan'ny ary zareo? de nizaka Jesosy tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: "zanako, voavela ny helokanao. De arika misy sasany tamin'ny mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: Magnino mahatonga an'ny lilahy hizaka raha karan'izany? Ratsy ny raha zakainy! Sady, tsy Andriamanitra raika mi m'arô afaka mamela heloka zany va?" Fa tonga de fantany Jesosy ny raha tagnatin'ny lohan'ny ary zareo . De nizaka Izy aveo: "Nagnino ra miertreritra raha karan'izany anareo? aza arika ny moramora aminareo, ny mizaka ny mizaka amin'ny lilahy sembagna io hoe : voavela ny helokanao sa hoe: Mitsangana de batay fandrenanao de mandihana. Mba halalanareo n fanagnan'ny zanak'O
|
||||
\c 2 \v 1 \v 2 Nierigna tao kapernaomy Izy afaka kelikely de regny f tandragno tao. Maro tegnany ny olona nitangorogna de lasa tsisy ipetrahana koa ndre tambarangaragna, de aveo Jesosy nizaka raha tamin'ny ary zareo. De nisy lilahy amro nagnatogna Anazy sady nitondra lilahy sembagna raika nitabain'ny ary zalahy. Ndreka tsy afaka ary zareo tratrin'ny olona maro lotra de nalain'ny ary zareo ny tafontrano tagnambon'ny Jesosy teo, de aveo nampidignn'ny ary zareo ne fandrena nandren'ny lilahy sembagna igny . Ndreka nahta ny finoan'ny ary zareo? de nizaka Jesosy tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: "zanako, voavela ny helokanao. De arika misy sasany tamin'ny mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: Magnino mahatonga an'ny lilahy hizaka raha karan'izany? Ratsy ny raha zakainy! Sady, tsy Andriamanitra raika mi m'arô afaka mamela heloka zany va?" Fa tonga de fantany Jesosy ny raha tagnatin'ny lohan'ny ary zareo . De nizaka Izy aveo: "Nagnino ra miertreritra raha karan'izany anareo? aza arika ny moramora aminareo, ny mizaka ny mizaka amin'ny lilahy sembagna io hoe : voavela ny helokanao sa hoe: Mitsangana de batay fandrenanao de mandihana." Mba halalanareo n fanagnan'ny zanak'Olona fahefana hamela heloka et antany dia izao ny raha nizakaina tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: "
|
Loading…
Reference in New Issue