diff --git a/10/43.txt b/10/43.txt index e7256d5..dfe0382 100644 --- a/10/43.txt +++ b/10/43.txt @@ -1 +1 @@ -Fa tsy tokony ho karan'izany anareo. Fa na zovy na zovy magniry ho lehibe aminareo de avelay izy hanajry mpanomponareo, sady na zovy na zovy \ No newline at end of file +Fa tsy tokony ho karan'izany anareo. Fa na zovy na zovy magniry ho lehibe aminareo de avelay izy hanajry mpanomponareo, sady na zovy na zovy magniry ho voaohany aminareo de avelay izy hanjary andevonareo marobe. Fa ny zanak'olona tsy tonga mba ho tompoina, fa mba hanompo sady hanolotra ny tegnany ho takalo'aigna \ No newline at end of file