diff --git a/11/11.txt b/11/11.txt index d9415d9..2bdec1b 100644 --- a/11/11.txt +++ b/11/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 De aveo Jesôsy niditra tao Jerosalema de nandeha tan-kianja'ny tempoly de nizahazaha ny raha marobe tao. de ndreka niha-aligna ny andro, de nizotra nandeha Betania Izy miaraka amin'iary zareo roambinifolo lahy. tamin'ny andro magnaraka ndreka nierigna tany Betania iary zareo, de aveo Izy mosarena . \ No newline at end of file +\v 11 De aveo Jesôsy niditra tao Jerosalema de nandeha tan-kianja'ny tempoly de nizahazaha ny raha marobe tao. de ndreka niha-aligna ny andro, de nizotra nandeha Betania Izy miaraka amin'iary zareo roiambinifolo lahy. \v 12 tamin'ny andro magnaraka ndreka nierigna tany Betania iary zareo, de aveo Izy mosarena . \ No newline at end of file