auto save
This commit is contained in:
parent
ab48f42efb
commit
cc2da9d9f9
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny mpisoronabe nitsagnana teo amin'iary zareo de nagnontany an'iJesôsy hoe: " ty managna avaly anao an? Ino zany hitorian'iregny olona iregny Anao zany? Fa nangina Izy ka tsy namaly na ino na ino. De mbola nagnontany an'Azy ndreka ny mpisoronabe ka nagnano hoe: " Ianao ma i Kristy, Zanakin'ny voatahy an?" De nizaka Jesôsy hoe: "Izaho mihitsy Izy; de ho hitanareo ny Zanak'Olona ndreka mipetraka eo an-tàgnan-kavanan'ny herin'Andriamanitra sy avy egny amin'ny rahognan'ny lanitra."
|
||||
\v 60 Ny mpisoronabe nitsagnana teo amin'iary zareo de nagnontany an'iJesôsy hoe: " ty managna avaly anao an? Ino zany hitorian'iregny olona iregny Anao zany? \v 61 Fa nangina Izy ka tsy namaly na ino na ino. De mbola nagnontany an'Azy ndreka ny mpisoronabe ka nagnano hoe: " Ianao ma i Kristy, Zanakin'ny voatahy an?" \v 62 De nizaka Jesôsy hoe: "Izaho mihitsy Izy; de ho hitanareo ny Zanak'Olona ndreka mipetraka eo an-tàgnan-kavanan'ny herin'Andriamanitra sy avy egny amin'ny rahognan'ny lanitra."
|
Loading…
Reference in New Issue