diff --git a/11/27.txt b/11/27.txt index 658cdba..ad50cd9 100644 --- a/11/27.txt +++ b/11/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 De niakatra agny Jerosalema ndreka iary zareo. ka nandehandeha tan-kianjan'ny Tempoly Jesôsy, de tonga nagnatogna Anazy ny lohandohan'ny mpisorona, ny mpanoradalàna miaraka amin'iary zareo loholona. \v 28 De nizaka iary zareo tamin'Azy hoe:" Fahefana avy aza no mahatonga Anao magnano raha karanio sady iza nagnome fahefana Anao hagnano an'izany." \ No newline at end of file +\v 27 De niakatra agny Jerosalema ndreka iary zareo. ka nandehandeha tan-kianjan'ny Tempoly Jesôsy, de tonga nagnatogna Anazy ny lohandohan'ny mpisorona, ny mpanoradalàna miaraka amin'iary zareo loholona. \v 28 De nizaka iary zareo tamin'Azy hoe:" Fahefana avy aza no mahatonga Anao magnano raha karanio sady iza nagnome fahefana Anao hagnano an'izany?" \ No newline at end of file diff --git a/11/29.txt b/11/29.txt index 596efdd..57c34f1 100644 --- a/11/29.txt +++ b/11/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 29 \v 30 Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe:" Hametraka fanotaniana raika aminareo Aho. Zakay aminaha de zakaiko aminareo hoe fahefana avy aza no agnamboarako raha karanio. Ny batisan'i Jaona, avy an-danitra ma sa avy amin'olona? Valio aho." \ No newline at end of file +\v 29 Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe:" Hametraka fanotaniana raika aminareo Aho. Zakay aminaha de zakaiko aminareo hoe fahefana avy aza no agnamboarako raha karanio. \v 30 Ny batisan'i Jaona, avy an-danitra ma sa avy amin'olona? Valio aho." \ No newline at end of file diff --git a/11/31.txt b/11/31.txt index 090ee5f..c0462e1 100644 --- a/11/31.txt +++ b/11/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 \v 32 \v 33 nifampandinika miaraka iary zareo sady nifamaly ka izaka hoe:"Raha mamaly ansena hoe: avy an-danitra de hizaka Izy hoe: Nagnino arika anareo ts nino anazy? Fa raha mamaly ndreka ansena hoe: avy amin'olona;..." Natahotra an'olona io iary zareo, tratrin'ny resy lahatra ny olona marobe io fa i Jaona de mpaminany tegnany? Aveon'igny de namaly an'i Jesôsy izy ka nagnano hoe: "Tsy lalanay". de nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa mba tsy hizaka aminareo ny fahefana agnamboarako an'ny raha teo io." \ No newline at end of file +\v 31 nifampandinika miaraka iary zareo sady nifamaly ka izaka hoe:"Raha mamaly ansena hoe: avy an-danitra de hizaka Izy hoe: Nagnino arika anareo ts nino anazy? \v 32 Fa raha mamaly ndreka ansena hoe: avy amin'olona;..." Natahotra an'olona io iary zareo, tratrin'ny resy lahatra ny olona marobe io fa i Jaona de mpaminany tegnany? \v 33 Aveon'igny de namaly an'i Jesôsy izy ka nagnano hoe: "Tsy lalanay". de nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa mba tsy hizaka aminareo ny fahefana agnamboarako an'ny raha teo io." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 348ce95..0318098 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -62,6 +62,8 @@ "11-17", "11-20", "11-22", - "11-24" + "11-24", + "11-27", + "11-29" ] } \ No newline at end of file