Sat Oct 19 2019 15:04:38 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 15:04:38 -04:00
parent e16e6a81da
commit bd4994c3ab
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aveo de nisy lilahy raika nanagna fagnahy ratsy tamin'ny fiangonan'iary zareo nihoaika mafy be. De nizaka fa: " Ino ma ny raha ifandraisanay a Jesôsy avy a Nazareta? Tonga hampijaly anay ma zany anao a? Fantako Anao fa Anao ilay Masin'Andriamanitra!" Nizakain'i Jesôsy mafy ny devoly ka agnano hoe:"Mangina de mivoà amin'azy!"
\v 23 \v 24 \v 25 \v 26 Aveo de nisy lilahy raika nanagna fagnahy ratsy tamin'ny fiangonan'iary zareo nihoaika mafy be. De nizaka fa: " Ino ma ny raha ifandraisanay a Jesôsy avy a Nazareta? Tonga hampijaly anay ma zany anao a? Fantako Anao fa Anao ilay Masin'Andriamanitra!" Nizakain'i Jesôsy mafy ny devoly ka agnano hoe:"Mangina de mivoà amin'azy!"De ndreka lavo izy de nivôka tamin'azy nu fagnahy ratsy igny sady nizaka mafy be.