diff --git a/14/43.txt b/14/43.txt index 0650b9f..fde2dd8 100644 --- a/14/43.txt +++ b/14/43.txt @@ -1 +1 @@ -Na mbola teo am-pizakana Izy, de avy Jodasy Iskariota , raika amin'iary zareo roy ambifolo lay, niaraka tamina fokonolona maro zay nitondra sabatra sy langilangy, avy amin'iregny lohan'ny mpisorona, ny mpanora-dalàna, de ny loholona. Ka ny mpamadika an'Azy nampafantatra an'iary zareo hoe: "Zay fagnoroako, \ No newline at end of file +Na mbola teo am-pizakana Izy, de avy Jodasy Iskariota , raika amin'iary zareo roy ambifolo lay, niaraka tamina fokonolona maro zay nitondra sabatra sy langilangy, avy amin'iregny lohan'ny mpisorona, ny mpanora-dalàna, de ny loholona. Ka ny mpamadika an'Azy nampafantatra an'iary zareo hoe: "Zay fagnoroako, Izy no Izy. Sambory Izy de embeno tsara." \ No newline at end of file