Thu Oct 17 2019 14:59:35 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 14:59:36 -04:00
parent 79cd4692e3
commit aa3b5bb6e5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 De nindôsin'ny mpianatra roy lahy tamin'ny Jesôsy ny zanak'apondra de natàny tambonin'igny teo ny lamban'iary zareo de afaka nideba teo Jesôsy. Maro ny olona namelatra ny lambany tan-dalagna tegny, de ny sasany ndreka namelatra rantsa-kazo zeny tapatapainy tagnaty ala tagny. iary zareo zeny nandeha talohany sy nagnaraka Anazy nagnantsognantso hoe:" Hosana, Deraina ny iray avy amin'ny agnaran'ny Tompo. Deraina ny fanjakana ho avin'ny agnaran'i Davida
\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 De nindôsin'ny mpianatra roy lahy tamin'ny Jesôsy ny zanak'apondra de natàny tambonin'igny teo ny lamban'iary zareo de afaka nideba teo Jesôsy. Maro ny olona namelatra ny lambany tan-dalagna tegny, de ny sasany ndreka namelatra rantsa-kazo zeny tapatapainy tagnaty ala tagny. iary zareo zeny nandeha talohany sy nagnaraka Anazy nagnantsognantso hoe:" Hosana, Deraina ny iray avy amin'ny agnaran'ny Tompo. Deraina ny fanjakana ho avin'ny agnaran'i Davida raintsena. Hosana amin'ny avo indrindra."