diff --git a/01/32.txt b/01/32.txt index d875e2e..c207009 100644 --- a/01/32.txt +++ b/01/32.txt @@ -1 +1 @@ -Nindôsin'iary zareo tamin'Azy aby ndregny narary tamin'ny alina igny atrmin'ny olona misy devoly. Tafavory tambarangaragna aby olona marobe tantanàna teo. nagnafaka olona marobe ndregny narary Izy, \ No newline at end of file +Nindôsin'iary zareo tamin'Azy aby ndregny narary tamin'ny alina igny atrmin'ny olona misy devoly. Tafavory tambarangaragna aby olona marobe tantanàna teo. nagnafaka olona marobe ndregny narary Izy, sady nandrôka demonia maro, de tsy navelany hizaka ny devy satria nahafantatra an'Azy. \ No newline at end of file