diff --git a/09/17.txt b/09/17.txt index 4f8db29..2de1820 100644 --- a/09/17.txt +++ b/09/17.txt @@ -1 +1 @@ -De nisy raika tamin'ny fokonolona io namaly an'Azy hoe: "A mpampianatra, nindôsiko aminao aty ny zanako lilahy. Misy fagnahy ratsy tsy mampizaka an'azy izy. Manambotra an'azy raha io de mandavo an'azy sady mandoa vory izy, miady nify, sady nanjary miziriziry izy. Nangataiko ny mpianatranao hamoaka an'izany mba engan'izany amin'azy, nefa tsy efan'iary zareo". De namaly an'iary zareo Izy hoe: " \ No newline at end of file +De nisy raika tamin'ny fokonolona io namaly an'Azy hoe: "A mpampianatra, nindôsiko aminao aty ny zanako lilahy. Misy fagnahy ratsy tsy mampizaka an'azy izy. Manambotra an'azy raha io de mandavo an'azy sady mandoa vory izy, miady nify, sady nanjary miziriziry izy. Nangataiko ny mpianatranao hamoaka an'izany mba engan'izany amin'azy, nefa tsy efan'iary zareo". De namaly an'iary zareo Izy hoe: "Ho anareo taranaka tsy mino, hatramin'ny ovena hipetrahako aminareo? \ No newline at end of file