auto save
This commit is contained in:
parent
231e6f75f6
commit
96b964a7bd
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ndreka tagny Betania tan-dragnon'i Simôna boka Jesôsy, ka na nipetraka teo anpdatabatra Izy, de nisy viavy raika nagnatognan'Azy nitondra tavoagny alabastara misy menaka lafo vidy, zay narda tsisy fangarony. Nivakiany ny tavoagny de nararakany tamin'ny lohany zany. Ka nahavignitra ny olona sanagny zany.
|
||||
Ndreka tagny Betania tan-dragnon'i Simôna boka Jesôsy, ka na nipetraka teo anpdatabatra Izy, de nisy viavy raika nagnatognan'Azy nitondra tavoagny alabastara misy menaka lafo vidy, zay narda tsisy fangarony. Nivakiany ny tavoagny de nararakany tamin'ny lohany zany. Ka nahavignitra ny olona sanagny zany. Ka nifampizaka iary zareo nagnano hoe:
|
Loading…
Reference in New Issue