Wed Oct 23 2019 12:33:59 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 12:34:01 -04:00
parent dbaccd98fb
commit 9680e7bdda
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisy raika tamin'iary zareo mpanora-dalàna tonga sady naregny any raha nikoragnin'iary zareo; hitany fa nahavaly tsara an'iary zareo i Jesôsy. Sady nagnotany an'Azy izy hoe: "Ino zany ny tena didy lehibe amin'azy marobe io? De namaly Jesôsy hoe: "Ny farany lehibe de hoe: 'Mitenoa, ny Tompo Andriamanitrantsena, ho an'ny Israely, raiak my Tompo. Tsy mentsy tiavinao amin'ny fonao marobe ny Tompo Andriamanitranao, de amin'ny fagnahinao marobe, amin'ny saignanao marobe, sady amin'ny herinao marobe.' Itiky
\v 28 \v 29 \v 30 Nisy raika tamin'iary zareo mpanora-dalàna tonga sady naregny any raha nikoragnin'iary zareo; hitany fa nahavaly tsara an'iary zareo i Jesôsy. Sady nagnotany an'Azy izy hoe: "Ino zany ny tena didy lehibe amin'azy marobe io? De namaly Jesôsy hoe: "Ny farany lehibe de hoe: 'Mitenoa, ny Tompo Andriamanitrantsena, ho an'ny Israely, raik my Tompo. Tsy mentsy tiavinao amin'ny fonao marobe ny Tompo Andriamanitranao, de amin'ny fagnahinao marobe, amin'ny saignanao marobe, sady amin'ny herinao marobe.' \v 31 Itiky ny didy faharoa: 'Tsy mentsy tiavinao karan'ny tegnanao koa ny akamanao.' Tsisy didi hafa lehibe ambonin'io."