Tue Oct 22 2019 10:46:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 10:46:17 -04:00
parent 1397b3e4c0
commit 90f412ed18
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De mbola mnagna laoka andrano bitabitaka my iary zareo, ka ndreka avy nisaotra an'io Izy, de nanery ny mpianatrany mba hizara an'izany. De nihinigna iary zareo sady voky,
De mbola mnagna laoka andrano bitabitaka my iary zareo, ka ndreka avy nisaotra an'io Izy, de nanery ny mpianatrany mba hizara an'izany. De nihinigna iary zareo sady voky, de nalain'iary zareo ny ambiny sisa, de mbola nahafeno tanty fito agnonabe. Tokony ho eo amin'ny efatr'arivo olona tagny tamin'izany. Aveo namandehaniny nody iary zareo.