Thu Oct 17 2019 09:33:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 09:33:16 -04:00
parent fa49eb83b1
commit 8d8e6ec1f6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Ka ndreka nahita ny finoan'iary zareo, de nizaka Jesôsy tamin'ny lilahy sembagna igny hoe:"Zanako, efa navela ny helokanao". \v 6 De arika misy sasany tamin'ny mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: \v 7 "Magnino mahatonga an'ny lilahy hizaka raha karan'izany? Ratsy ny raha zakainy! Sady, tsy Andriamanitra raika mi m'arô afaka mamela heloka zany va?"
\v 5 Ka ndreka nahita ny finoan'iary zareo, de nizaka Jesôsy tamin'ny lilahy sembagna igny hoe:"Zanako, efa navela ny helokanao". \v 6 De nisy sasany tamin'ny iary zareo mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: \v 7 "Magnino mahatonga an'ny lilahy io mizaka raha karan'izany? Ratsy ny raha ! Sady, tsy Andriamanitra raika mi m'arô afaka mamela heloka zany va?"