diff --git a/01/23.txt b/01/23.txt index 7b3f6dd..2e7849c 100644 --- a/01/23.txt +++ b/01/23.txt @@ -1 +1 @@ -Aveo de nisy lilahy raika nanagna fagnahy ratsy tamin'ny fiangonan'iary zareo nihoaika mafy be. De nizaka fa: " Ino ma ny raha ifandraisanay a Jesôsy avy a Nazareta? Tonga hanimba anay ma zany anao \ No newline at end of file +Aveo de nisy lilahy raika nanagna fagnahy ratsy tamin'ny fiangonan'iary zareo nihoaika mafy be. De nizaka fa: " Ino ma ny raha ifandraisanay a Jesôsy avy a Nazareta? Tonga hampijaly anay ma zany anao a? Fantako Anao fa Anao ilay Masin'Andriamanitra!" \ No newline at end of file