diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt new file mode 100644 index 0000000..b46ffaf --- /dev/null +++ b/04/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 \v Raha nanomboka nampianatra tamoron-dranomasina Izy, de nisy olona marobe nivory nagnodidigna an'Azy. Ndreka niditra tan-dakana Izy, de nitometra tao. Fa ny olona koja nijanogna tamoron-dranomasina aby.\v 2 Nampianatra raha marobe an'iary zareo Izy, de izao raha nizakainy. \ No newline at end of file diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt new file mode 100644 index 0000000..0fa037f --- /dev/null +++ b/04/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 " Tenoy, nisy mpamafy nandeha namafy voa. \v 4 Ndreka namafy izy, de nisy voa sasany niraraka tan-dalana, ka tonga ny vorogna de ninagna an'azy.\v 5 Ny voa sasagny niraraka tamin'ny tany nisy vatovato. Tonga de naniry izy satria tsy laligna ny tany nisy an'azy. \ No newline at end of file diff --git a/04/06.txt b/04/06.txt new file mode 100644 index 0000000..5903cb8 --- /dev/null +++ b/04/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 6 Ndreka niposaka ny masoandro, de nalazo iary zareo satria tsisy vahany de maigna. \v 7 Ny voa sasagny niraraka tamin'ny tany feno fantsy. Ndreka naniry amin'izay fantsy igny de nanery an'azy ka tsisy isiny. \ No newline at end of file diff --git a/04/08.txt b/04/08.txt new file mode 100644 index 0000000..fb3160c --- /dev/null +++ b/04/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 8 Ny voa sasagny niraraka tamin'ny tany tsara de namokatra isiny marobe ndreka nitombo,sasagny nitombo in-telopolo,sasagny in-enimpolo, sasagny in-jato.\v 9 De nizaka izy aveon'igny hoe: "Ndregny manan-tadigny de aoka izy hiteno!" \ No newline at end of file diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt new file mode 100644 index 0000000..8a1c89f --- /dev/null +++ b/04/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 Ndreka i Jesôsy raika igny amin'izay de nagnotany an'Azy ndregny takeky an'Azy, de ny mpianatrany roiambifolo io koa, mikasikan'igny fagnoarana igny.\v 11 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ho anareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny fanjakan'Andriamanitra io. Ndregny ambelagny agny de fagnoarana aby \v 12 nen'azy amin'ny fotôna hijerevan'iary zareo, ndre de hijery iary zareo de tsy hahita, ndre de hiteno iary zareo de tsy halala an'izany, kanefa raha mivalo iary zareo de hamindra ndreka Andriamanitra." \ No newline at end of file diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt new file mode 100644 index 0000000..11b0e44 --- /dev/null +++ b/04/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 13 De nijaka Izy tamin'iary zareo hoe: "ka tsy azonareo ma raha zakaiko zany an? Ino arika atao mba azahoanareo ny fagnoarana hafa io aby? \v 14 Ny mpamboly ny voa io de tsy iza fa ny mpamafy ny teny. \v 15 Itiky ny nararaka tan-dalana tamin'ny namafazana ny teny, ka ndreka naregny an'izany iary zareo de tonga devoly nagnalaka ny ndregny voafafy tamin'iary zareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/16.txt b/04/16.txt new file mode 100644 index 0000000..9048d5c --- /dev/null +++ b/04/16.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 16 Ity ndreka ny voafafy tamin'ny tany misy vatovato, de zegny naregny an'azy de nandray tamin-kafalena. \v 17 Kanefa de tsisy vahany tamin'iary zareo tao, fa tselatsela fotsiny de maty. Ndreka tonga amizany ny fijalena sy ny fagnenjena tamin'iary zareo tratry ny teny igny de lavo. \ No newline at end of file diff --git a/04/18.txt b/04/18.txt new file mode 100644 index 0000000..874d159 --- /dev/null +++ b/04/18.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 18 \v Ny sanagny ndreka de voafafy tamin' ny tany feno fantsy. De regnin'iary zareo zany, \v 19 kanefa de tafiditra tamin'iary zareo fanahiana ny fiaignan'izao, de ny famitahan'ny arena koa, sy ny filan-javatra afa ka nanery ny teny, de tsy mampamoa an'azy. \v 20 Fa ndregny voafafy tamin'ny tany tsara koja de zegny maregny ny teny sady mandray an'azy, ka nagnome vokatra iary zareo, sasany in-telopolo, sasany inenimpolo, sasany in-jaton'ny ndregny nafafy." \ No newline at end of file diff --git a/04/21.txt b/04/21.txt new file mode 100644 index 0000000..ee57ab8 --- /dev/null +++ b/04/21.txt @@ -0,0 +1 @@ +21 \v De nizaky Jesosy tamin'iary zareo hoe: "Ka ataonao agnaty sarosarogna ma jiro andaonao an-dragno sa ambany fandrena? 22 \v Fa tsy misy raha asitrika ka tsy lala na avony ka tsy hivôka.23 \v Ndregny manan-tadigny itenoana, aoka izy hiteno. \ No newline at end of file diff --git a/04/24.txt b/04/24.txt new file mode 100644 index 0000000..8939336 --- /dev/null +++ b/04/24.txt @@ -0,0 +1 @@ +24 \v Nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: " Mitandrema amin'ny zaka regninareo, fa arakaraka agnoaranareo my koa no agnoarana anareo. 25 \v Satria niza niza managna, de omena marobe izy, ary niza niza tsy managna, na zeny anagnany aza de alaina amin'azy. \ No newline at end of file diff --git a/04/26.txt b/04/26.txt new file mode 100644 index 0000000..8827e69 --- /dev/null +++ b/04/26.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 26 De nizaka koa Izy hoe: "Ny fanjakan'Andriamanitra de ôtran'ny olona raika mamafy voany amin'ny tany. \v 27 Mandry izy amin'ny alina de mifoa amin'ny mandraigna, ka ny vôny de maniry, fa tsy lalany hoe aôna.\v 28 Ny tany de mamoa amin'ny tegnany my: vôloany ny sampagny, aveo ny taony, aveo ny isiny. \v 29 Ndreka matoy ny isiny de aveo izy mambely an'azy." \ No newline at end of file diff --git a/04/30.txt b/04/30.txt new file mode 100644 index 0000000..8cd9214 --- /dev/null +++ b/04/30.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 30 30 \v Nizaka ndreka Izy hoe: "Ino azontsena ampitovina amin'ny fanjakan'Andriamanina, na ino fagnoarana hampesaintsena agnazavana an'azy?\v 31 Zany de ôtrany voatsinampy, ndreka nafafy, de izy tena farany bitaka amin'ny voa marobe ambonin'ny tany.\v 32 Nefa ndreka voafafy de maniry sady manjary agnonabe ambonin'ny kakazo marobe izy, de magnome sampagny agnonabe, ka mety agnamboarany vorogna songiny. \ No newline at end of file diff --git a/04/33.txt b/04/33.txt new file mode 100644 index 0000000..3204154 --- /dev/null +++ b/04/33.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 33 Fagnoarana maro ôtran'izany nizakany ny teny araka ny zegny fafantaran'iary zareo an'azy, \v 34 kanefa de tsy nizaka tamin'iary zareo afa-tsy fagnoarana Izy. Fa ndreka Izy raika, de nazavainy tamin'ny mpianatrany fotsiny raha marobe. \ No newline at end of file diff --git a/04/35.txt b/04/35.txt new file mode 100644 index 0000000..dc8708b --- /dev/null +++ b/04/35.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 35Tamin' ny zay andro zay, ndreka arivariva, de zao nizakay tamin' iary zareo hoe: "Andao atsena itsaka agnilany egny." \v 36 Ka niala teo amin'ny fokonolona ary zareo, de nitondra an'i Jesôsy tan-dakana. De nisy lakana hafa koa niaraka tamin'iary zareo. \v 37 Avy teo de nisy agnina mafy be ary ny onjany rano niditra tan-dakana ka seka lentigna. \ No newline at end of file diff --git a/04/38.txt b/04/38.txt new file mode 100644 index 0000000..d74b84d --- /dev/null +++ b/04/38.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 38 Ary Jesôsy nandry tambodin'ny lakana, tamin'ny fandrena. De nifoazin'iary zareo Izy, de nagnano hoe: "Mpampianatra ô ! tsy mampagnino Anao zany na ho faty ato atsena ?\v 39De nifoa Izy, de nizaka tamin' ny rivotra, sy tamin'ny ranomasina hoe: " Mangìna! Milamìna! "Ka nangina ny rivotra. \ No newline at end of file diff --git a/04/40.txt b/04/40.txt new file mode 100644 index 0000000..550a763 --- /dev/null +++ b/04/40.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 40 De nizaka Izy tamin'ary zareo hoe: "Nagnino anareo na matahotra? Mbola tsy manam-pinoana my va ianareo? \v 41 "Feno taotra iary zareo ka nifampizaka hoe: "Iza ma ity, atramin' ny agnina sy ranomasina aby de magneky an'Azy?" \ No newline at end of file diff --git a/04/title.txt b/04/title.txt index 9207eeb..5c68368 100644 --- a/04/title.txt +++ b/04/title.txt @@ -1 +1,5 @@ -Marka Toko faha 4 \ No newline at end of file +<<<<<<< HEAD +Marka Toko faha 4 +======= +toko faha 4 +>>>>>>> 0433c4763a32de76241349c802c420f4036eb1ad diff --git a/13/01.txt b/13/01.txt new file mode 100644 index 0000000..5ec8254 --- /dev/null +++ b/13/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Ndreka negna tagnatin'ny fiagnonana Jesôsy, de nizaka tamin'Azy ny raika tamin'ny mpianatrany hoe: "Mpampianatra ô, jerevo ma hatsaran' ny vato ny rafitra!" \v 2 De nizaka izy tamin'azy hoe: "Hitanao ma iregny rafitra leibe iregny an? Tsy avela hisy vato raika hifampideba eo ka tsy ho ravana." \ No newline at end of file diff --git a/13/03.txt b/13/03.txt new file mode 100644 index 0000000..975f75b --- /dev/null +++ b/13/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 Dreka nipetraka teo an-tendromboitr'Oliva takaitsin'ny fiangonana Izy, de nagnotany an'Azy mangingina Petera, jakôba, Jaona sy Andrea hoe: \v 4 "Zakay aminay, amin'ovena no hatongavan'zany raha marobe zany? Ino no hamantarana ndreka tonga zany raha zany?" \ No newline at end of file diff --git a/13/05.txt b/13/05.txt new file mode 100644 index 0000000..cb3afe7 --- /dev/null +++ b/13/05.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 5 Jesôsy nanomboka nizaka tamin'iary zareo hoe: "Tandramo mba tsisy olona hampivilika nyh làlagnanareo. \v 6 Fa maro ny ho avy amin'ny Agnarako sady hizaka hoe: 'Zaho no tena izy, 'de marobe ny ho voafitakany. \ No newline at end of file diff --git a/13/07.txt b/13/07.txt new file mode 100644 index 0000000..ab87e3d --- /dev/null +++ b/13/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7 Ndreka maregny ady sy korana mikasika an'ady anareo, de aza mataotra; fa tsy mentsy hotonga zany, ka tsy mbola zany farany.\v 8 Fa hisy firenena hanafika firenena, de hisy fanjakana hanafika fanjakana. Ka hisy horohoro-tany amin'ny tany samihafa, sady hisy mosary koa. Zany no fiatomboan'ny fijalen'ny fiterahana. \ No newline at end of file diff --git a/13/09.txt b/13/09.txt new file mode 100644 index 0000000..9a0bc13 --- /dev/null +++ b/13/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 9 Mitandrema anareo. Fa ho hatolotran'iary zareo amin'ny fitsarana anareo, sady ho vangoina ao amin'ny fiangonana. Ka hitsangana eo manoloanan'ny leibe sy ny mpanjaka noho ny Aminaha anareo, ho vavolombelona amin'iary zareo.\v 10 Fa ny Filazantsara de tsy mentsy ho toriana agny amin'ny firenana marobe aloha. \ No newline at end of file diff --git a/13/11.txt b/13/11.txt new file mode 100644 index 0000000..3f9a6df --- /dev/null +++ b/13/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 Ndreka manambotra sy atolotran'iary zareo anareo, de aza mataotra ny amin'zay zakainareo. Fa amin'igny lera igny, de homena anareo zay tokony avalinareo; tsy anareo akory ny hizaka, fa ny Fanahy Masina.\v 12 Ny rahalay hagnome ny rahalainy ho vonoina, de ny iabany hagnome ny zanagny. Ny zanaka hitsangana hamaly ny ray aman-dreniny ka hamono an'iary zareo.\v 13 Ho tsy ten'olona marobe anareo noho ny Agnarako. Fa niza niza madigny hatramin'ny farany, de ho vonjena zany olona zany. \ No newline at end of file diff --git a/13/14.txt b/13/14.txt new file mode 100644 index 0000000..fef8447 --- /dev/null +++ b/13/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 14 Na ohatra ka hitanareo mitsangana eo amin'ny tsy tokony hitsanganany ny favetavetan'ny fandravana (aoka hieritreritra zay mamaky), de aoka avy agny Jodia aby hilefa egny an-tendrombohitra, \v 15 de zay an-tafi-tragno aoka mba tsy hiditra an-dragno na hamoaka ny entana ao amin'zany, \v 16 ary zay agny an-kosyaoka tsy hierigna hagnala ny entanany. \ No newline at end of file diff --git a/13/17.txt b/13/17.txt new file mode 100644 index 0000000..e202434 --- /dev/null +++ b/13/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 Lozan' zay viavy bevoka sy mampinono amin'zany fotôna zany!\v 18 Mivavaha anareo mba tsy amin'ny rirignina no atongavan'zany. \v 19 Fa hisy fijalena be, zay tsy mbola nisy hatramin'zay,namoronan'Andriamanitra an'zao tontolo zao, ka hatramin'izao, tsy zany, fa mandrakizay de tsy ho hisy koa zany. \v 20 Ka na tsy hoe nafohezin'ny Tompo zany andro, de tsisy olona ho vonjena. Fa nohon'ny olom-boafidy, zay nifidiny, de nafoheziny ny isan'zany andro zany. \ No newline at end of file diff --git a/13/21.txt b/13/21.txt new file mode 100644 index 0000000..0e7fafd --- /dev/null +++ b/13/21.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 21 Na misy olona mizaka hoe: 'Jerevo, atiky i Kristy' na koa hoe: 'Jereo eray Izy!' de aza mino an'zany.\v 22 Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hiseo de haneo famantarana sy fahaganana, mba hamitaka, na de ny olom-boafidy aza, na azony atao.\v 23 Miambena! Tsy efa voazakaiko taminareo talohany fotôna zany raha zakaiko zany. \ No newline at end of file diff --git a/13/24.txt b/13/24.txt new file mode 100644 index 0000000..1a2e347 --- /dev/null +++ b/13/24.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 24 Kanefa afaran'ny fijalena amin'ny zany andro zany, de miamijigna ny masoandro, ny volana tsy hagnome ny hazavanany, \v 25 ny kintagna hihintsagna avy egny amin'ny lagnitra, de ny hery zay agny an-dagnitra ho hozognozognina. \v 26 Ka de ho hitan'iary zareo ny Zanak'Olona avy egny amin'ny rahogna amin'ny hery lehibe sy voninahitra.\v 27 De agniraka ny anjeliny Izy ka hagnotroka iregny olom-boafidiny avy agny amin'ny vazan-tany efatra, avy agny amin'ny faran'ny tany katramin'ny faran'ny lagnitra. \ No newline at end of file diff --git a/13/28.txt b/13/28.txt new file mode 100644 index 0000000..7a687d9 --- /dev/null +++ b/13/28.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 28 Magnalà lesogna avy amin'ny fototr'aviavy. Na vao mamogny sy misy raviny ny rantsagny, de lalanareo fa akeky ny lohataona.\v 29 Karan'zany koa, na vao hitanareo miseo zany raha marobe zany, de efa akeky Izy, magnakeky ny vavahady. \ No newline at end of file diff --git a/13/30.txt b/13/30.txt new file mode 100644 index 0000000..1fe625b --- /dev/null +++ b/13/30.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 30 Zakaiko aminareo marina tegnany, ity taranaka ity de tsy ho lany ritra mandra-piseo an'zany raha marobe zany. \v 31 Ny lagnitra sy ny tany de ho levogna fa ny teny koja tsy ho levogna mandrakizay. \v 32 Fa ny momba an'zany andro sy lera zany, de tsisy mahafantatra, na de iregny anjely agny an-danitra aza, na ny Zanaka, fa ny Ray my. \ No newline at end of file diff --git a/13/33.txt b/13/33.txt new file mode 100644 index 0000000..19ebe67 --- /dev/null +++ b/13/33.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 33 Mitandrema! Miambena, satria tsy lalanareo ny lera. (Fagnamarinana: iregny fahefana taloha de hoe: Mitandrema! Miambena de mivavahà,satria...) \v 34 Zany de ôtran'ny lilay raika handea lavitra niala ny tragnony izy ka ny mpiasany nampembenan'ny tragnony, de samy nagnano ny asany aby, sady nandidy ny mpiambiana Izy mba tsy hoandry. \ No newline at end of file diff --git a/13/35.txt b/13/35.txt new file mode 100644 index 0000000..fbf5b57 --- /dev/null +++ b/13/35.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 35 Ka miambena, satria tsy lalanareo hoe amin'vena no ho tonga ny tompon-tragno; mety amin'ny harivariva zany, sa amin'ny sasak'alina, sa magneno akoho, sa mandraigna. \v 36 Fa na avy tampoka izy, de aza avela hahita anareo mandry izy.\v 37 Zay zakaiko aminareo de zakaiko amin'olona aby koa hoe: "Miambena!" \ No newline at end of file diff --git a/13/title.txt b/13/title.txt new file mode 100644 index 0000000..b240d89 --- /dev/null +++ b/13/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 13 \ No newline at end of file diff --git a/14/01.txt b/14/01.txt new file mode 100644 index 0000000..7952275 --- /dev/null +++ b/14/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Fa roy andro talohan'ny paka sady fankalazana ny fihinanana ny Mofo tsy asiana sira tamin'zany. Niaragna fomba hisamborana an'i Jesôsy mangingina iary zareo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ka hamono an'Azy avy eo. \v 2 Fa nizaka iary zareo hoe: "Aleo tsy amin'ny fety, mba tsy hampioalaoala ny olona." \ No newline at end of file diff --git a/14/03.txt b/14/03.txt new file mode 100644 index 0000000..a7422b9 --- /dev/null +++ b/14/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 Ndreka tagny Betania tan-dragnon'i Simôna boka Jesôsy, ka na nipetraka tamin'ny latabatra Izy, de nisy viavy raika nagnatognan'Azy nitondra tavoagny alabastara misy menaka lafo vidy, zay narda tsisy fangarony. Nivakiany ny tavoagny de nararakany tamin'ny lohany zany.\v 4 Ka nahavignitra ny olona sanagny zany. \v 5 Ka nifampizaka iary zareo nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandanindaniam-pôgna zao? Io menaka magnitra io de afaka amidy mihoatra ny denaria telonjato, de omena ny sahirana." De nizakazakain'iary zareo avy eo i viavy igny. \ No newline at end of file diff --git a/14/06.txt b/14/06.txt new file mode 100644 index 0000000..38e3dd8 --- /dev/null +++ b/14/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 6 Nefa nizaka Jesôsy hoe: "Avelay izy. Nagnino anareo na magnano an'zay mampalahelo an'azy? Raha tsara ny nataony taminaha.\v 7 Ny sahirana de eo aminareo fehizay, ka afaka magnano asa soa ho an'iary zareo fôgna anareo na amin'ny fotôna ino na amin'ny fotôna ino, fa Izaho ndreka tsy hipetraka eo aminareo fehizay.\v 8 Nagnano zay azony natao izy: ka nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy.\v 9 Zakaiko aminareo marina tsara, naiza naiza hitorina ny Filazantsara magneragna zao tontolo zao, de ho zakaina koa ny nataony raviavy ty, mba ho fahatsiarovana an'azy." \ No newline at end of file diff --git a/14/10.txt b/14/10.txt new file mode 100644 index 0000000..910b88d --- /dev/null +++ b/14/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 Aveo Jodasy Iskariota, raika tamin'iary zareo roy ambifolo lay, nandea tagny amin'ny lohan'ny mpisorona ahafahany magnomen'Azy amin'iary zareo. \v 11 Ndreka naregny an'zany iary zareo lohan'ny mpisorona, de faly iary zareo ka nampagnantegna hagnome vola an'azy. De nanomboka niaragna kendritoina hagnomezana an'Azy ho an'iary zareo izy. \ No newline at end of file diff --git a/14/12.txt b/14/12.txt new file mode 100644 index 0000000..f13e77b --- /dev/null +++ b/14/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 Tamin'ny andro vôlohany nihinagna ny mofo tsy nasiana sira, ndreka nagnano sorogna ny ondriy amin'ny paka iary zareo, de nagnotany tamin'azy ny mpianatrany hoe: "Aiza no tenao andeananay hagnamboarana ny hanina,mba hinananaony hanina ny paka?" \v 13 De nagniaraka ny roy tamin'ny mpianatrany Izy ka nizaka tamin'iary zareo hoe: "Mandiana agny an-tanàna, de hisy lilay mitondra siô feno rano hifanepaka aminareo. Magnaraha an'azy. \v 14 Ndregny tragno hidirany, magnaraha an'azy de zakainy ny tompon'zany tragno zany hoe: Zao zakain'ny Mpampianatra hoe: ''Aiza ny efitra fandraisana vahiny ahafahako miaraka mihinagna ny paka amin'ny mpianatra anaha?''' \ No newline at end of file diff --git a/14/15.txt b/14/15.txt new file mode 100644 index 0000000..781c4e8 --- /dev/null +++ b/14/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 15 Hatorony anareo ny efitragno agnonabe ambony misy entana zay efa voahomagna tsara. Ao no agnamboary ny fagnomagnantsena marobe." \v 16 De nandea ny mpianatra nandalo ny tanàna. Hitan'iary zareo zany araky zay efa nizakainy tamin'iary zareo, de nagnomagna ny hanina ny paka iary zareo. \ No newline at end of file diff --git a/14/17.txt b/14/17.txt new file mode 100644 index 0000000..060719a --- /dev/null +++ b/14/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 Ndreka harivariva ny andro, de tonga niaraka tamin'ny roy ambifolo lay Izy. \v 18 Ndreka nipetraka tan-databatra sady nihinagna iary zareo, de nizaka Jesôsy hoe: "Zakaiko marina aminareo, fa ny raika aminareo zay miaraka mihinagna aminaha eto no hamadika anaha.\v 19 Nalahelo be izy marobe, ka nizaka tamin'azy tsirai-draika hoe: "Tsy 'zaho mihitsy zany?" \ No newline at end of file diff --git a/14/20.txt b/14/20.txt new file mode 100644 index 0000000..4eeddd6 --- /dev/null +++ b/14/20.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 20 Jesôsy namaly ka nizaka an'iary zareo hoe: "Ny raika aminareo roy ambifolo lay zany, zay miaraka magnatsoboka mofo aminaha agnaty kopy amin'izao. \v 21 Fa ny Zanak'Olona de handea amin'ny làlana zay efa voazakan'ny Soratra Masina mikasika an'Azy. Fa loza koja ho an'ny lilay zay mamadika ny Zanak'Olona zany. Mety amin'azy aza de aleo izy tsy nateraka." \ No newline at end of file diff --git a/14/22.txt b/14/22.txt new file mode 100644 index 0000000..5bf8910 --- /dev/null +++ b/14/22.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 22 Na mbola tam-pihinanana iary zareo, de nagnala ny mofo i Jesôsy, nisaotra, ka nizarazara an'zany. Nomeny an'iary zareo zany sady nagnano hoe: "Raiso, ity no vatagnako." \v 23 De nagnala ny kapoaka Izy, nisaotra, ka nagnome an'zany ho an'iary zareo, de nihinana tamin'zany iary zareo marobe. \v 24 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ity ny ràn'ny fanekem-piavanako, rà zay alatsaka ho an'ny marobe. \v 25 Zakaiko marina aminareo, tsy hinagna an'ty vokatry ny voaloboka ity koa Zaho mandra-piavin'ny andro zay hinanako zany ndreka agny amin'ny Fanjakan'Andriamanitra." \ No newline at end of file diff --git a/14/26.txt b/14/26.txt new file mode 100644 index 0000000..556f2d9 --- /dev/null +++ b/14/26.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 26 Ndreka avy nihira fiderana iary zareo, de nadea tegny an-tendrombohitr'Oliva. \v 27 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Hiala Anaha aby anareo marobe, fa voasoratra hoe: 'Hamono ny mpiambina ondry Zaho ka hiparitaka ny ondry.' \ No newline at end of file diff --git a/14/28.txt b/14/28.txt new file mode 100644 index 0000000..5965473 --- /dev/null +++ b/14/28.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 28 Fa ndreka avy hitsangana amin'ny matuy zaho, de hialoha làlana anareo agny Galilia."\v 29 De nizaka i Petera tamin'azy hoe: "Na de hiala aby aza ny olona, zaho ndreka tsy mba hiala." \ No newline at end of file diff --git a/14/30.txt b/14/30.txt new file mode 100644 index 0000000..71c0883 --- /dev/null +++ b/14/30.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 30 Nizaka Jesôsy tamin'azy hoe: "Zakaiko marina mainao, fa gniany alina, na mbola tsisy akoho magneno aza, de handà Anaha in-telo anao."\v 31 Fa nizaka Petera hoe: "na hiara-maty aminao aza zaho, tsy mba handà Anao." De samy nampagnantena ôtrany zany aby iary zareo marobe. \ No newline at end of file diff --git a/14/32.txt b/14/32.txt new file mode 100644 index 0000000..e920223 --- /dev/null +++ b/14/32.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 32 De tonga tagny amin'ny tanàna atao hoe Getsemane iary zareo, de nizaka Jesôsy tamin'ny mpianatrany hoe: "Mipetraha eto nambola mivavaka Zaho." \v 33 De nitondra an'i Petera, sy Jakôba, ary Jaona niaraka tamin'azy Izy de nanomboka nalahelo sady ory.\v 34 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Malahelo loatra ny Fagnaiko, ôtran'ny efa ho faty. Mitomera eto ka miambena." \ No newline at end of file diff --git a/14/35.txt b/14/35.txt new file mode 100644 index 0000000..ed74777 --- /dev/null +++ b/14/35.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 35 Nagnalavitra bitabitaka Jesôsy, niankohoka tamin'ny tany, de nivavaka Izy na mba azo atao de alaina amin'Azy zany fizalena zany.\v 36 Nizaka Izy hoe: "Aba, Ray ô! ny raha marobe hainao atao. Alay aminaha ity kapoaka ity. Nefa aoka tsy ny sitrapoko no atao, fa ny Anao." \ No newline at end of file diff --git a/14/37.txt b/14/37.txt new file mode 100644 index 0000000..a3c5a83 --- /dev/null +++ b/14/37.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 37 Ndreka nierigna Izy de nahita iary zareo nandry, de nizaka Izy tamin'i Petera hoe: "Simôna, ka mandry anao an? Tsy nahavita nivavaka na de adiny raika va anao?\v 38 Miambena de mivavaha mba tsy ho azon'ny fakam-panay. Ny fagnay mety mazoto tegnany , fa ny vatagna tsy mahavita." \v 39 De niala ndreka Izy nisitaka bitaka ka nivavaka, aveo de nagnerigna ny zaka nataony teo aloha my. \ No newline at end of file diff --git a/14/40.txt b/14/40.txt new file mode 100644 index 0000000..8c23434 --- /dev/null +++ b/14/40.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 40 De nierigna ndreka Izy de mbola nahita an'airy zareo nandry, fa te-hoandry be ny mason'iary zareo ka tsy nahita raha nizakaina tamin'azy koa iary zareo. \v 41 Nagnatogna fagnintelony Izy ka nizaka tamin'iary zareo hoe: "Ka mbola mandry sady magnalaka aigna fehizay my anareo an? Jerevo! Ny Zanak'Olona homena vonoina mpanota. \v 42 Mitsangàna; andao andea atsena. Jerevo, efa akeky ny hamadika anaha." \ No newline at end of file diff --git a/14/43.txt b/14/43.txt new file mode 100644 index 0000000..17b4fb8 --- /dev/null +++ b/14/43.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 43 Na mbola teo am-pizakana Izy, de avy Jodasy Iskariota , raika amin'iary zareo roy ambifolo lay, niaraka tamina fokonolona maro zay nitondra sabatra sy langilangy, avy amin'iregny lohan'ny mpisorona, ny mpanora-dalàna, de ny loholona. \v 44 Ka ny mpamadika an'Azy nampafantatra an'iary zareo hoe: "Zay fagnoroako, Izy no Izy. Sambory Izy de embeno tsara." \v 45 Ndreka avy Jodasy Iskariota , de nagnatogna an'i Jesôsy izy sady nizaka hoe: " Raby," de nagnoroka an'Azy izy.\v 46 Aveo de nisamborin'iary zareo Jesôsy. \ No newline at end of file diff --git a/14/47.txt b/14/47.txt new file mode 100644 index 0000000..edc1689 --- /dev/null +++ b/14/47.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 47 Fa nisy raika tamin'iary zareo nitsagnana namoaka ny sabatrany ka nanapaka ny tadignin'ny mpiasan'ny mpisoronabe.\v 48 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Tonga hisambotra, anaha kara hisambotra olo-dratsy, miaraka amin'ny sabatra sy langilangy zany anareo an?\v 49 Tamin'ny Zaho taminareo isan'andro sy nampianatra tam-piangonana, tsy nisamborinareo. Fa natao zao mba hatanteraka ny Soratra Masina." \v 50 De niala an'Azy aby iary zareo marobe niaraka tamin'i Jesôsy sady nilefa. \ No newline at end of file diff --git a/14/51.txt b/14/51.txt new file mode 100644 index 0000000..07445b6 --- /dev/null +++ b/14/51.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 51 De nisy zaza lilay raika zay, tsy niakanjo afa-tsy hariry fotsiny, nagnaraka an'i Jesôsy. Ndreka nisamborin'ny olona Izy\v 52 de navelany teo ny lambany ka nandea nilefa tsy niakanjo izy. \ No newline at end of file diff --git a/14/53.txt b/14/53.txt new file mode 100644 index 0000000..2fedf78 --- /dev/null +++ b/14/53.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 53 Nandaon'iary zareo tagny amin'ny mpisoronabe Jesôsy. Niaraka nivorovoro tamin'azy teo aby ny mpisorona marobe, sy ny loholona, de iregny mpanora-dalàna.\v 54 De Petera nagnaraka an'Azy tegny alavidavitra tegny, ka hatramin'ny tokotanin'ny mpisoronabe. Nipetraka tegny amin'ny mpiambina izy, zay namindro takekiny afo. \ No newline at end of file diff --git a/14/55.txt b/14/55.txt new file mode 100644 index 0000000..1117806 --- /dev/null +++ b/14/55.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 55 Ka iregny lohan'ny mpisorona sy ny Mpitsara Jiosy de niaragna vavolombelona manohitra an'i Jesôsy mba hahafahan'iary zareo mamono an'Azy ho faty. Kanefa tsy nahita iary zareo. \v 56 Fa maro ny niampanga afetsy an'Azy, nefa na ny fiampangan'iary zareo an'Azy aby aza tsy tomombana. \ No newline at end of file diff --git a/14/57.txt b/14/57.txt new file mode 100644 index 0000000..d71ca26 --- /dev/null +++ b/14/57.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 57 De ny olona sanagny nitsangana ka niampanga afetsy an'Azy; nizaka iary zareo hoe: \v 58 "Regninay Izy nizaka hoe: 'Ho ravaiko ity fiangonana namboarina tàgnana ity, ka agnatiny telo andro Zaho de hagnamboatra raika hafa tsy namboarina tàgnana.''' \v 59 Fa mbola tsy nifaragna my ny fiampangan'iary zareo \ No newline at end of file diff --git a/14/60.txt b/14/60.txt new file mode 100644 index 0000000..4b1db99 --- /dev/null +++ b/14/60.txt @@ -0,0 +1 @@ +e\v 60 Ny mpisoronabe nitsagnana teo amin'iary zareo de nagnontany an'iJesôsy hoe: "ty managna avaly anao an? Ino zany hitorian'iregny olona iregny Anao zany? \v 61 Fa nangina Izy ka tsy namaly na ino na ino. De mbola nagnontany an'Azy ndreka ny mpisoronabe ka nagnano hoe: "Ianao ma i Kristy, Zanaky ny voatahy an?" \v 62 De nizaka Jesôsy hoe: "Izaho mihitsy Izy; de ho hitanareo ny Zanak'Olona ndreka mipetraka eo an-tàgnan-kavanan'ny herin'Andriamanitra sy avy egny amin'ny rahognan'ny lanitra." \ No newline at end of file diff --git a/14/63.txt b/14/63.txt new file mode 100644 index 0000000..f0e4df6 --- /dev/null +++ b/14/63.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 63 Nirotavin'ny mpisoronabe ny akanjony sady nagnano hoe: "Mbola mila vavolombelona my atsena va? \v 64 Efa regninareo ny fizakana ratsiny. Ino no fanapahan-kevitrareo?" Iary zareo marobe de samby nagnameloka an'Azy ôtran'ny olona tokony ho vonoina. \v 65 Ny sanagny de nandrora an'Azy sady nandrakotra ny tarehiny ka namagno an'Azy ka nagnano hoe: "Maminania!" De iregny manam-bonihitra nagnala an'Azy ka namango. \ No newline at end of file diff --git a/14/66.txt b/14/66.txt new file mode 100644 index 0000000..4cdfb9b --- /dev/null +++ b/14/66.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 66 Ndreka teo ambany ny kianja Petera, de nagnatogna an'azy ny raika tamin'ny mpiasa vavin'ny mpisoronabe.\v 67 Nahita an'i Petera nitsagnana namindro tamin'ny afo izy, de nandinika an'azy akeky. De nizaka izy tamin'azy hoe: "Ianao koa niaraka tamin'i Jesôsy. \v 68 "Fa nandà izy, nagnano hoe: "Tsy lalako sady tsy azoko zay zakainao." Aveo de niala ny kianja izy. [Fagnamarinana: "Iregny fandikana sanagny magnampy hoe: "nagneno ny akoho, " fa iregny fandikana taloha tsara indrindra de tsisy an'io teny io.] \ No newline at end of file diff --git a/14/69.txt b/14/69.txt new file mode 100644 index 0000000..c86c988 --- /dev/null +++ b/14/69.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 69 Fa i zaza viavy nahita an'azy igny tonga de nizaka tamin'iregny olona nitsagnana nivorovoro nagnano hoe: "Io lilay io de raika tamin'izy iregny!" \v 70 Fa mbola nandà zany my izy. Tselatsela teo de nizaka iary zareo nitsagnana teo tamin'ny Petera hoe: "Raika amin'iary zareo mihitsy anao, satria anao koa de Galiliana." \ No newline at end of file diff --git a/14/71.txt b/14/71.txt new file mode 100644 index 0000000..af989ce --- /dev/null +++ b/14/71.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 71 Fa nanomboka nagnitsiaka tegna sy nifanta izy hoe: "Tsy lalako zany lilay zakainao zany." \v 72 De niaraka tamin'zay de nagneno ny akoho. Aveo de nahatsiaro ny zakan'i Jesôsy tamin'azy Petera hoe: "Na mbola tsy magneno ny akoho, de handà Anaha intelo anao," De nalahelo be izy sady nitomagny \ No newline at end of file diff --git a/14/title.txt b/14/title.txt new file mode 100644 index 0000000..5a77d39 --- /dev/null +++ b/14/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 14 \ No newline at end of file diff --git a/LICENSE.md b/LICENSE.md index 93297d7..4bb1580 100644 --- a/LICENSE.md +++ b/LICENSE.md @@ -2,6 +2,10 @@ This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA. +<<<<<<< HEAD If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/). This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/). +======= +If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/). +>>>>>>> 0433c4763a32de76241349c802c420f4036eb1ad diff --git a/manifest.json b/manifest.json index dbd0985..3b93f63 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -33,7 +33,8 @@ ], "parent_draft": {}, "translators": [ - "LAPTOP-HA9V2PJ1" + "LAPTOP-HA9V2PJ1", + "MAD100" ], "finished_chunks": [ "01-title", @@ -84,7 +85,6 @@ "03-28", "03-31", "03-33", - "04-title", "05-title", "05-01", "05-03", @@ -258,6 +258,65 @@ "16-09", "16-14", "16-17", - "16-19" + "16-19", + "04-16", + "04-21", + "04-24", + "04-01", + "04-03", + "04-06", + "04-08", + "04-10", + "04-13", + "04-18", + "04-26", + "04-30", + "04-33", + "04-35", + "04-38", + "04-40", + "13-01", + "13-07", + "13-09", + "13-11", + "13-14", + "13-21", + "13-24", + "13-28", + "13-30", + "13-33", + "14-01", + "14-03", + "13-35", + "13-17", + "13-title", + "14-10", + "14-17", + "14-22", + "14-15", + "14-26", + "14-30", + "14-32", + "14-35", + "14-37", + "14-40", + "14-43", + "14-47", + "14-51", + "14-53", + "14-55", + "14-57", + "14-63", + "14-06", + "14-12", + "14-20", + "14-28", + "14-60", + "14-title", + "13-03", + "13-05", + "14-66", + "14-69", + "14-71" ] } \ No newline at end of file