diff --git a/14/12.txt b/14/12.txt index e27e2a5..ee37aa1 100644 --- a/14/12.txt +++ b/14/12.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin'ny andro vôlohany nihinagna ny mofo tsy nasiana sira, ndreka nagnano sorogna ny ondriy amin'ny paka iary zareo, de nagnotany tamin'azy ny mpianatrany hoe: "Aiza no tenao andeananay hagnamboarana ny hanina,mba hinananaony hanina ny paka?" De nagniaraka ny roy tamin'ny mpianatrany Izy ka nizaka tamin'iary zareo hoe: "mandiana agny an-tanàna, de hisy lilay mitondra siô feno rano hifanepaka aminareo. Magnaraha an'azy. Ndregny tragno hidirany, magnaraha an'azy de zakainy ny tompon'zany tragno zany hoe: Zao zakain'ny Mpampianatra hoe: Aiza ny efitra fandraisana vahiny ahafahako miaraka mihinagna ny paka amin'ny mpianatra anha \ No newline at end of file +Tamin'ny andro vôlohany nihinagna ny mofo tsy nasiana sira, ndreka nagnano sorogna ny ondriy amin'ny paka iary zareo, de nagnotany tamin'azy ny mpianatrany hoe: "Aiza no tenao andeananay hagnamboarana ny hanina,mba hinananaony hanina ny paka?" De nagniaraka ny roy tamin'ny mpianatrany Izy ka nizaka tamin'iary zareo hoe: "mandiana agny an-tanàna, de hisy lilay mitondra siô feno rano hifanepaka aminareo. Magnaraha an'azy. Ndregny tragno hidirany, magnaraha an'azy de zakainy ny tompon'zany tragno zany hoe: Zao zakain'ny Mpampianatra hoe: Aiza ny efitra fandraisana vahiny ahafahako miaraka mihinagna ny paka amin'ny mpianatra anaha. \ No newline at end of file