From 7798b8a0353bb3b5f60fe18c8cd03e8fdb839646 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Wed, 16 Oct 2019 07:46:05 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 04/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index ce701c3..37cdfb7 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy. Ndreka nipôkan'ny môsoandro, nalazo ary zareo, satria sisy vahany de maty. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny misy fantsy. De naniry ny fantsy de nanery ny voly ka sisy isiny. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno!" ndreka i Jesosy raika \ No newline at end of file +Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy. Ndreka nipôkan'ny môsoandro, nalazo ary zareo, satria sisy vahany de maty. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny misy fantsy. De naniry ny fantsy de nanery ny voly ka sisy isiny. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno!" ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany ny mpianatra \ No newline at end of file