diff --git a/02/05.txt b/02/05.txt index 96e0745..6df6614 100644 --- a/02/05.txt +++ b/02/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Ndreka tsy afaka ary zareo tratrin'ny olona maro lotra de nalain'ny ary zareo ny tafontrano tagnambon'ny Jesosy teo, de aveo nampidignn'ny ary zareo ne fandrena nandren'ny lilahy sembagna igny. De arika misy sasany tamin'ny mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: Magnino mahatonga an'ny lilahy hizaka raha karan'izany? Ratsy ny raha zakainy! Sady, tsy Andriamanitra raika mi m'arô afaka mamela heloka zany va?" \ No newline at end of file +\v 5 \v 6 \v 7 De arika misy sasany tamin'ny mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: Magnino mahatonga an'ny lilahy hizaka raha karan'izany? Ratsy ny raha zakainy! Sady, tsy Andriamanitra raika mi m'arô afaka mamela heloka zany va?" \ No newline at end of file