auto save
This commit is contained in:
parent
3a2d2f4532
commit
66245ff3b0
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Na misy olona mizaka hoe: 'Jerevo, atiky i Kristy' na koa hoe: 'Jereo eray Izy!' de aza mino an'zany. Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hiseo de haneo famantarana sy fahaganana, mba hamitaka, na de ny olom-boafidy aza, na azony atao. Miambena! Tsy efa voazakaiko taminareo ny talohany fotôna zany raha zany
|
Na misy olona mizaka hoe: 'Jerevo, atiky i Kristy' na koa hoe: 'Jereo eray Izy!' de aza mino an'zany. Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hiseo de haneo famantarana sy fahaganana, mba hamitaka, na de ny olom-boafidy aza, na azony atao. Miambena! Tsy efa voazakaiko taminareo ny raha marobe talohany fotôna zany raha zany
|
Loading…
Reference in New Issue