auto save
This commit is contained in:
parent
c7538d8a2a
commit
5cdc2ba37e
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy. Ndreka
|
Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy. Ndreka nipôkan'ny môsoandro ,
|
Loading…
Reference in New Issue