auto save
This commit is contained in:
parent
5cdc2ba37e
commit
47dd59b1f0
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy. Ndreka nipôkan'ny môsoandro ,
|
||||
Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy. Ndreka nipôkan'ny môsoandro, nalazo ary zareo, satria sisy vahany de maty.
|
Loading…
Reference in New Issue