auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-17 08:12:12 -04:00 committed by root
parent 149f994fa1
commit 43b2da1728
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Ndreka i Jesôsy raika igny amin'izay de nagnotany an'Azy ndregny takeky an'Azy,de mpianatrany roiambifolo io koa,mikasikan'igny fagnoarana igny.\v 11 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: " Ho anareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny fanjakan'Andriamanitra io. Ndregny ambelagny agny de fagnoarana aby nen'azy agnatiny de fagnoarana, \v 12 ka amin'ny andro tsy afantarany de tsy amela ny helokany Andriamanitra.
\v 10 Ndreka i Jesôsy raika igny amin'izay de nagnotany an'Azy ndregny takeky an'Azy,de mpianatrany roiambifolo io koa,mikasikan'igny fagnoarana igny.\v 11 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: " Ho anareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny fanjakan'Andriamanitra io. Ndregny ambelagny agny de fagnoarana aby nen'azy amin'ny fotôna hijerevan'iary zareo, \v 12 ka amin'ny andro tsy afantarany de tsy amela ny helokany Andriamanitra.