auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-23 01:22:30 -04:00 committed by root
parent 0b0b92c623
commit 3379047f41
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nefa nizaka Jesôsy hoe: Avelay izy. Nagnino anareo na magnano an'zay mampalahelo an'azy? Raha tsara ny nataony taminaha. Ny sahirana de eo aminareo fehizay, ka afaka magnano asa soa ho an'iary zareo fôgna anareo na amin'ny fotôna ino na amin'ny fotôna ino, fa Izaho ndreka tsy hipetraka eo aminareo fehizay. Nagnano zay azony natao izy: ka nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy. Zakaiko aminareo marina tsara, naiza naiza hitorina ny Filazantsara magneragna zao tontolo zao, de ho zakaina ny nataony raviavy ty
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nefa nizaka Jesôsy hoe: " Avelay izy. Nagnino anareo na magnano an'zay mampalahelo an'azy? Raha tsara ny nataony taminaha. Ny sahirana de eo aminareo fehizay, ka afaka magnano asa soa ho an'iary zareo fôgna anareo na amin'ny fotôna ino na amin'ny fotôna ino, fa Izaho ndreka tsy hipetraka eo aminareo fehizay. Nagnano zay azony natao izy: ka nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy. Zakaiko aminareo marina tsara, naiza naiza hitorina ny Filazantsara magneragna zao tontolo zao, de ho zakaina ny nataony raviavy ty koa, mba ho fahatsiarovana an'azy."