auto save
This commit is contained in:
parent
7798b8a035
commit
30fedba3be
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy. Ndreka nipôkan'ny môsoandro, nalazo ary zareo, satria sisy vahany de maty. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny misy fantsy. De naniry ny fantsy de nanery ny voly ka sisy isiny. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno!" ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany ny mpianatra
|
||||
Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy. Ndreka nipôkan'ny môsoandro, nalazo ary zareo, satria sisy vahany de maty. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny misy fantsy. De naniry ny fantsy de nanery ny voly ka sisy isiny. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno!" ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany Azy ny mpianatra mik
|
Loading…
Reference in New Issue