Wed Oct 23 2019 12:43:59 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
6123cd894c
commit
2b1cc9bc01
|
@ -1 +1 @@
|
|||
De nizaka mpanora-dalàna igny oe: "tsara arô zany, a mpampianatra! voazakanao marina tegnany fa Andriamanitra de raika my, sady tsisy afa tsy izy. Sady ndregny mankatia an'azy amin'ny fo marobe mbàn'ny amin'ny saignany marobe mbàn'ny hery arobe sady ndregny mankatia an'ny akamany karan'ny tegnany, de tsara be ambonin'ny rakitra orôna
|
||||
De nizaka mpanora-dalàna igny oe: "tsara arô zany, a mpampianatra! voazakanao marina tegnany fa Andriamanitra de raika my, sady tsisy afa tsy izy. Sady ndregny mankatia an'azy amin'ny fo marobe mbàn'ny amin'ny saignany marobe mbàn'ny hery arobe sady ndregny mankatia an'ny akamany karan'ny tegnany, de tsara be ambonin'ny rakitra orôna mbàn'ny sorona marobe." Ndreka hitan'i Jesôsy fa nagnome valin-teny kanty izy, de nizaka tamin'azy Izy hoe: "Tsy lavitran'ny fanjakan'Andriamanitra anao io." De tafa
|
Loading…
Reference in New Issue