diff --git a/11/31.txt b/11/31.txt index 0c0099f..090ee5f 100644 --- a/11/31.txt +++ b/11/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 \v 32 \v 33 nifampandinika miaraka iary zareo sady nifamaly ka izaka hoe:"Raha mamaly ansena hoe: avy an-danitra de hizaka Izy hoe: Nagnino arika anareo ts nino anazy? Fa raha mamaly ndreka ansena hoe: avy amin'olona;..." Natahotra an'olona io iary zareo, tratrin'ny resy lahatra ny olona marobe io fa i Jaona de mpaminany tegnany? Aveon'igny de namaly an'i Jesôsy izy ka nagnano hoe: "Tsy lalanay". de nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe:Izaho koa mba tsy hizaka aminareo ny fahefana agnamboarako an'ny raha teo aby io. \ No newline at end of file +\v 31 \v 32 \v 33 nifampandinika miaraka iary zareo sady nifamaly ka izaka hoe:"Raha mamaly ansena hoe: avy an-danitra de hizaka Izy hoe: Nagnino arika anareo ts nino anazy? Fa raha mamaly ndreka ansena hoe: avy amin'olona;..." Natahotra an'olona io iary zareo, tratrin'ny resy lahatra ny olona marobe io fa i Jaona de mpaminany tegnany? Aveon'igny de namaly an'i Jesôsy izy ka nagnano hoe: "Tsy lalanay". de nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa mba tsy hizaka aminareo ny fahefana agnamboarako an'ny raha teo io." \ No newline at end of file