diff --git a/08/01.txt b/08/01.txt index b91decb..4363816 100644 --- a/08/01.txt +++ b/08/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 8 \v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Tamin'ny andro raik'izay de nisy olona marobe, de tsy managna hanin-kohanina iary zareo. De nagnantso ny mpianatrany Jesôsy de nizaka tamin'iary zareo hoe: "Mampalahelo Anaha angahy olona irôgna, satria efa telo andro neresan'iary zareo taminaha zay de tsy managna raha ohanina. Ndreka ampandianiko mody andragnony, tsisy raha ohanina ao, de mety ho fanigna an-dalagna. N \ No newline at end of file +\c 8 \v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Tamin'ny andro raik'izay de nisy olona marobe, de tsy managna hanin-kohanina iary zareo. De nagnantso ny mpianatrany Jesôsy de nizaka tamin'iary zareo hoe: "Mampalahelo Anaha angahy olona irôgna, satria efa telo andro neresan'iary zareo taminaha zay de tsy managna raha ohanina. Ndreka ampandianiko mody andragnony, tsisy raha ohanina ao, de mety ho fanigna an-dalagna. Ny sasany amin'iary zareo de avy amina lalagna lavitra be." Nivalin'ny mpianatrany Izy hoe: "Aza angahy no angalantsena mofo hampavoky an'ny fokonolona \ No newline at end of file