diff --git a/14/03.txt b/14/03.txt index 554a98c..0897c7a 100644 --- a/14/03.txt +++ b/14/03.txt @@ -1 +1 @@ -Ndreka tagny Betania tan-dragnon'i Simôna boka Jesôsy, ka na nipetraka teo anpdatabatra Izy, de nisy viavy raika nagnatognan'Azy nitondra tavoagny alabastara misy menaka lafo vidy, zay narda tsisy fangarony. Nivakiany ny tavoagny de nararakany tamin \ No newline at end of file +Ndreka tagny Betania tan-dragnon'i Simôna boka Jesôsy, ka na nipetraka teo anpdatabatra Izy, de nisy viavy raika nagnatognan'Azy nitondra tavoagny alabastara misy menaka lafo vidy, zay narda tsisy fangarony. Nivakiany ny tavoagny de nararakany tamin'ny lohany zany. Ka nahavignitra ny olona sanagny zany. \ No newline at end of file