diff --git a/13/17.txt b/13/17.txt index 86bb27f..d5292d4 100644 --- a/13/17.txt +++ b/13/17.txt @@ -1 +1 @@ -Lozan' zay viavy bevoka sy mampinono amin'zany fotôna zany! Mivavaha anareo mba tsy amin'ny rirignina no atongavan'zany. Fa hisy fijalena be, zay tsy mbola nisy hatramin'zay,namoronan'Andriamanitra an'zao tontolo zao, ka hatramin'izao, \ No newline at end of file +Lozan' zay viavy bevoka sy mampinono amin'zany fotôna zany! Mivavaha anareo mba tsy amin'ny rirignina no atongavan'zany. Fa hisy fijalena be, zay tsy mbola nisy hatramin'zay,namoronan'Andriamanitra an'zao tontolo zao, ka hatramin'izao, tsy zany, fa tsy ho hisy koa zany. \ No newline at end of file