From 175c3db117ba5361978ccc7f21fc8a13e160d037 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Wed, 16 Oct 2019 14:58:18 -0400 Subject: [PATCH] Wed Oct 16 2019 14:58:17 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 02/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index 59743f1..6e45590 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 2 \v 1 \v 2 Nierigna tao kapernaomy Izy afaka kelikely de regny f tandragno tao. Maro tegnany ny olona nitangorogna de lasa tsisy ipetrahana koa ndre tambarangaragna, de aveo Jesosy nizaka raha tamin'ny ary zareo. De nisy lilahy amro nagnatogna Anazy sady nitondra lilahy sembagna raika nitabain'ny ary zalahy. Ndreka tsy afaka ary zareo tratrin'ny olona maro lotra de nalain'ny ary zareo ny tafontrano tagnambon'ny Jesosy teo, de aveo nampidignn'ny ary zareo ne fandrena nandren'ny lilahy sembagna igny . Ndreka nahta ny finoan'ny ary zareo? de nizaka Jesosy tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: zanako, voavela ny helokanao. De arika misy sasany tamin'ny mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: Magnino mahatonga an'ny lilahy hizaka raha karan'izany? Ratsy ny raha zakainy! Sady, tsy Andriamanitra raika mi m'arô afaka mamela heloka zany va? \ No newline at end of file +\c 2 \v 1 \v 2 Nierigna tao kapernaomy Izy afaka kelikely de regny f tandragno tao. Maro tegnany ny olona nitangorogna de lasa tsisy ipetrahana koa ndre tambarangaragna, de aveo Jesosy nizaka raha tamin'ny ary zareo. De nisy lilahy amro nagnatogna Anazy sady nitondra lilahy sembagna raika nitabain'ny ary zalahy. Ndreka tsy afaka ary zareo tratrin'ny olona maro lotra de nalain'ny ary zareo ny tafontrano tagnambon'ny Jesosy teo, de aveo nampidignn'ny ary zareo ne fandrena nandren'ny lilahy sembagna igny . Ndreka nahta ny finoan'ny ary zareo? de nizaka Jesosy tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: zanako, voavela ny helokanao. De arika misy sasany tamin'ny mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: Magnino mahatonga an'ny lilahy hizaka raha karan'izany? Ratsy ny raha zakainy! Sady, tsy Andriamanitra raika mi m'arô afaka mamela heloka zany va? Fa tonga de fantany Jesosy ny raha tagnatin'ny lohan'ny ary zareo . De nizaka Izy aveo: Nagnino ra miertreritra raha karan'izany anareo ? \ No newline at end of file