auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-22 04:11:16 -04:00 committed by root
parent c0c0fb5273
commit 1201d06f11
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ndreka tagny Betania tan-dragnon'i Simôna boka Jesôsy, ka na nipetraka teo anpdatabatra Izy, de nisy viavy raika nagnatognan'Azy nitondra tavoagny alabastara misy menaka lafo vidy, zay narda tsisy fangarony. Nivakiany ny tavoagny de nararakany tamin'ny lohany zany. Ka nahavignitra ny olona sanagny zany. Ka nifampizaka iary zareo nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandanindaniam-pôgna zao? Io menaka magnitra io de afaka amidy mihoatra ny denaria telonjato,
Ndreka tagny Betania tan-dragnon'i Simôna boka Jesôsy, ka na nipetraka teo anpdatabatra Izy, de nisy viavy raika nagnatognan'Azy nitondra tavoagny alabastara misy menaka lafo vidy, zay narda tsisy fangarony. Nivakiany ny tavoagny de nararakany tamin'ny lohany zany. Ka nahavignitra ny olona sanagny zany. Ka nifampizaka iary zareo nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandanindaniam-pôgna zao? Io menaka magnitra io de afaka amidy mihoatra ny denaria telonjato, de omena ny sahirana." De niza