Tue Oct 22 2019 16:06:27 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 16:06:28 -04:00
parent cfeb448bc8
commit 00d2891f7b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aveo de tonga taKapernaomy iary zareo. Ndreka niditra tandragno Izy de nagnotany an'iary zareo hoe: "Ino ny raha nikoragninareo tan-dalagna tegny?" Fa nangina aby iary zareo. Satria efa niady hevitra tan-dalagna iary zareo amin'ny zegny farany lehibe. Nipetraka, de nagnantso ny roiambinifolo lahy igny Aveo de tonga taKapernaomy iary zareo. Ndreka niditra tandragno Izy de nagnotany an'iary zareo hoe: "Ino ny raha nikoragninareo tan-dalagna tegny?" Fa nangina aby iary zareo. Satria efa niady hevitra tan-dalagna iary zareo amin'ny zegny farany lehibe. Nipetraka, de nagnantso ny roiambinifolo lahy igny aby Izy sady nizaka tamin'iary zareo hoe: "Na misy te ho voalohany, de tsy mentsy farany amin'izy marobe sady manjary mpiasan'izy marobe