2019-10-23 19:52:07 +00:00
|
|
|
\v 31 \v 32 Ny lohan'ny mpisorona koa de nisomboronga an'Azy kara an'izany, niaraka tamin'ny mpanora-dalàna sady nizaka iary zareo hoe: " Nagnavotra ny hafa Izy, nefa tsy mahavotra ny tegnany. Avelay Kristy, Mpanjakan'Israely, hijotso amin'ny hajofijalena io, mba hiitanay de hinônay," ndre zegny nifantsiana niaraka tamin'Azy de nisomboronga an'Azy.
|