-x-antambahoaka_mrk_text_reg/07/08.txt

1 line
293 B
Plaintext
Raw Normal View History

Afoinareo ny didin'Andriamanitra ka de tananareo mafy ny fomban'olona." De nizaka koa Izy tamin'iary zareo hoe: "karan'ino ny fagnarenanareo ny didin'Andriamanitra mba agnarahanareo ny fomba-ndrazagnareo! De nizakain'i Mosesy; " hajay iabanao izy amin'ny endrinao; sady koa ndregny magnasaha