-x-antambahoaka_mrk_text_reg/06/53.txt

1 line
244 B
Plaintext
Raw Normal View History

Ndreka tody iary zareo, de tonga tao Genesareta de nitozoka tao. Ndreka nijotso avy tamin'ny lakana iary zareo, de tonga de fantatry ny olona tao Izy, ka nihazakazaka nagnodidigna ny tanàna marobe iary zareo sady nanomboka nitondra ny marary