2019-10-23 20:29:31 +00:00
|
|
|
Ka ndreka alina ny andro, azon'ny andro fiomagnana; izany hoe, alohan'ny andro sabata , de tonga teo Josefa avy agny Arimatia. mpikambana manan-kaja amin'ny Synedriona izy, izay nandigny ny Fanjakan'Andriamanitra. Nahasahy nandeha tagny amin'i Pilato hangataka ny fatin'i Jesôsy; Gaga Pilato fa maty sahady Jesôsy; de nantsovany ny kapiteny sady nagnotaneny an'Azy raha mety
|