-x-antambahoaka_mrk_text_reg/07/27.txt

1 line
400 B
Plaintext
Raw Normal View History

De nizaka Izy tamin'azy : "Mba omeo hanina hanina eky za-madinika. Satria tsy mety ny mangalaka ny mofon-jaza ka hanipy an'izany ho an'amboa. Nefa namaly izy ka nizaka tamin'Azy hoe:" Fa ndre de amboa ao ambany latabatra aza de mihinagna ambinkambiny amina mofon-jaza." De nizaka Izy tamin'azy hoe: "Raha izany arika ny raha zakainao de de mahazo mandeha anao. Efa tamin'ny zanakao viavy ny devoly.