2019-10-18 19:29:44 +00:00
|
|
|
\v 29 Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe:" Hametraka fagnotanena raika aminareo Aho. Zakay aminaha de zakaiko aminareo hoe fahefana avy aza no agnamboarako raha karan'io. \v 30 Ny batisan'i Jaona, avy an-danitra ma sa avy amin'olona? Valio aho."
|