-x-antambahoaka_mrk_text_reg/14/55.txt

1 line
291 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-23 07:10:55 +00:00
\v 55 Ka iregny lohan'ny mpisorona sy ny Mpitsara Jiosy de niaragna vavolombelona manohitra an'i Jesôsy mba hahafahan'iary zareo mamono an'Azy ho faty. Kanefa tsy nahita iary zareo. \v 56 Fa maro ny niampanga tsy marina an'Azy, nefa na ny fiampangan'iary zareo an'Azy aby aza tsy tomombana.