-x-antambahoaka_mrk_text_reg/05/11.txt

1 line
315 B
Plaintext
Raw Normal View History

De nisy lambo marobe tan-tendrombohitra, de niangavy tamin'Azy iary zareo, nagnano hoe: "Alefaso amin'ny lambo io ahay; avialy ahay hiditra amin'iary zareo io." Kade navelany iary zareo; ka de nivoaka aby fagnahy maloto de niditra tamin'ny lambo io, de tonga de niridiridy mafy tagnaty hantsagna sady tonga de nivar