-x-antambahoaka_mrk_text_reg/07/29.txt

1 line
398 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 29 \v 30 De nizaka Izy tamin'azy hoe: "Raha izany arika ny raha zakainao de de mahazo mandeha anao. Efa nenga tamin'ny zanakao viavy ny devoly". Ka ndreka nierigna tandragnony raviavy igny de nahita zaza nandry tambony fandrena, sady devoly efa nenga. De nivpoka ndreka Jesôsy nenga ny faritran'ny Tyro, de namaky an'i Sidona hatragny amin'ny ranomasinan'ny Galilia ka niakatra ny faritanin'ny