-x-antambahoaka_mrk_text_reg/14/47.txt

1 line
490 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-23 05:22:30 +00:00
\v 47 \v 48 \v 49 \v 50 Fa nisy raika tamin'iary zareo nitsagnana namoaka ny sabatrany ka nanapaka ny tadignin'ny mpiasan'ny mpisoronabe. Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Tonga hisambotra, anaha kara hisambotra olo-dratsy, miaraka amin'ny sabatra sy langilangy zany anareo an?Tamin'ny Zaho taminareo isan'andro sy nampianatra tam-piangonana, tsy nisamborinareo. Fa natao zao mba hatanteraka ny Soratra Masina." De niala an'Azy aby iary zareo marobe niaraka tamin'i Jesôsy sady nilefa.