-x-antambahoaka_mrk_text_reg/15/09.txt

1 line
252 B
Plaintext
Raw Normal View History

Pilato namaly an'iary zareo ka nagnano hoe: "Tenareo ma raha ny mpanjakan'ny Jiosy no omeko anareo?" Azony fantan'iary zareo fa fialognana no nanolorany ny lohan'ny mpisorona an'i Jesôsy tamin'azy. Nagnetagna ny fokonolona ny lohan'ny mpisorona mba hi