-x-antambahoaka_mrk_text_reg/08/05.txt

1 line
259 B
Plaintext
Raw Normal View History

Nagnotany an'iary zareo Izy hoe: "Firy ny mofo anagnanareo?" De namaly iary zareo hoe: "Fito" Nanery ny fokonolona mba hipetraka amin'ny ambany Izy. Nalainy ny mofo fito, de nisôtra Izy sady nitapahainy raha io. Nomeny ny mpianatrany mba nizarain'iary zareo