-x-antambahoaka_mrk_text_reg/12/41.txt

1 line
365 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 41 Aveonigny Jesôsy de nipetraka takekin'ny fasena rakitra tamin'ny tempoly; nizaka an'ny olona ndregny nandatsaka vola tamin'ny fanatazana rakitra tao. Mpanankarena maro be no tena nandatsaka vola maro be tao. \v 42 De nisy viavy sahiragna mpitondra tegna raika zay tonga nandatsaka vola madinika roy, zegny farany bitaka na ampitovizina amin'ny iraimbilanja.