-x-antambahoaka_mrk_text_reg/05/18.txt

1 line
378 B
Plaintext
Raw Normal View History

Ndreka hideba lakana igny Izy, de nangataka tamin'Azy ralilahy devoly igny mba hagnaraka an'Azy. nefa i Jesôsy nambela an'azy handeha, fe kizaka tamin'azy hoe: "Andiana mody andragnonao mbàn'ny havanao agny de tantarao amin'iary zareo zegny raha namboarin'ny Tompo taminao mbàn'ny namindràny fo taminao!" De nody izy de nikoragna ny raha namboarin'i Jesôsy tamin'azy tagny