-x-antambahoaka_mrk_text_reg/12/24.txt

1 line
242 B
Plaintext
Raw Normal View History

De nizaka Jesôsy ohe: "Tsy izany ma izany ny antony maha diso hevitra anareo, satria tsy fantanareo na ny Soratra Masinana ny herin'Andriamanitra? Satria na mitsangana amin'ny maty iary zareo, de tsy hanambady na omena vady, fa ho karan'izay