-x-antambahoaka_mrk_text_reg/07/33.txt

1 line
649 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 33 \v 34 \v 35 Nitondra an'ny ralilahy nenga tamin'ny olona marobe io teo Izy, de nametraka rantsan-tagnana tamin'ny tadigniny Izy, ka ndreka avy nandrora, de nitàna ny lelany. De nizaha lanitra Izy, de nisento ka nizaka tamin'azy hoe: "Efata", midika hoe: "Maladia" De tsielatsela teo de ny tadigniny de nalady, sady zegny nagnidy an lelany de potika sady afaka nizaka mazava tsara izy. Sady Jesôsy nandrara an'iary zareo mba tsy hizaka na amin-jovy na amin-jovy. Kanefa ndre de nirarana iary zareo, vomaika niparitaka be izany. De gaga aby ny olona, ka nizaka hoe: "Namboariny tsara aby ny raha marobe. Nataony naregny ndre ny maregnina sad